Entry (1/2) | 1 miantra (antra) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Mangoraka, mihetsi-po hamonjy na hanampy: Fatra-piantra ny mahantra izy [1.1] |
Explanations in English |
4 to be compassionate, to be tender; to compassionate, to pity, to sympathize with; to give alms to. [1.2] 5 to have compassion on, to give help to [1.7] |
Explanations in French |
6 avoir pitié de, faire l'aumône; [1.8] |
Examples |
7 Iza moa ianao izay miantra ahy ankehitriny? [2.5] 8 Toy izany koa, mba mahay mampiseho fitiavana sy mahalala miantra. [2.472] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 13 miantrà (antra) |
Part of speech | 14 imperative of active verb miantra |
Explanations in Malagasy |
[1.1] |
Explanations in French |
[1.3] |
Tables and plates |
15 All the active imperatives |
Anagrams | 16 manitra, miantra, miantrà, manitra, miantra, miantrà |
Updated on 2023/01/20 |