Entry | 1 miamboho |
Root | 2 voho |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manatodika ny lamosina any amin' ny...: Miamboho olona Mandositra: Nodorambelona ireo niamboho fahavalo Maty, raha mpanjaka no tenenina: Tamin' ny taona... no niamboho ny mpanjaka Ra... |
Explanations in English |
5 [1.7] to turn the back on; to die (of the (sovereign) |
Explanations in French |
6 [1.8] tourner le dos; mourir (en parlant du souverain) |
Examples |
7 Vao re fa niamboho Radama, dia namonjivonjy nibory daholo ny olona, sahala amin' ny mahazatra. [2.472] 8 Ary raha miamboho iny mpanjaka mpandova iny, ka misy mandova kosa aly aoriana ary aseho amy ny ambaniandro, aseho Andohalo: [2.48] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word miamboho |
Anagrams | 20 ambohoim, ihomboam, miamboho, mihomboa |
Updated on 2023/08/11 |