Entry voho
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tanala] lamosina [Rakotosaona 1975]
 Ny ao an-damosina, ny ao ambadika: Asehoy ny vohon-tananao
¶ Ny lafy ratsy: Sarin' inona no ao amin' ny vohon' io meday io [Rajemisa 1985]
 lamosina [SLP 1986]
English definition the back, the back side [Hallanger 1973]
French definition le dos; le revers [Hallanger 1974]
French definition dos [SLP 1986]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry vôho
Part of speech Unspecified
Malagasy definition  [Bara] sady [Rakotosaona 1975]
  [Bara, Tanala] vao [Rakotosaona 1975]
Synonyms 

Updated on 2020/07/31