Entry miafara (fara)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza zavatra iray izay ny farany: Miafara amin' ny h ny hoe Rajonah
Mipaka, mihatra: Miafara any an-dranomasina daholo ny renirano rehetra ~ Tandremo sao miafara aminao ny fiampangana [1.1]
Explanations in English To be last, to be at the end. [1.2]
 To terminate; to end up in a certain way [1.7]
Explanations in French Se terminer, finir, finir d'une certaine façon [1.8]
Examples 
1raha tsy miafara ho jamba izy ireny, dia katraotraofin' ny aretina mandra-pahafatiny. [2.470]
2Niherika Railovy, ka nahatazana azy nidina moramora nanaraka ny vatan-kazo sady nanainga ny rambony miafara amin' ny lefona feno poizina mahatsiravina. [2.5]
Morphology 
Present : miafara
Past : niafara
Future : hiafara
Imperative : miafarà

Entry miafarà (fara)
Part of speech imperative of active verb miafara [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Updated on 2023/01/20