Entry metaly
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra hadina any anaty tany ka azo empoina sy tefena mba hanaovana karazan-javatra maro samihafa: Ny volamena, metaly sarobidy fa ny vy, metaly ilaina fatratra [Rajemisa 1985]
Explanations in English metal [Hallanger 1973]
Explanations in French métal [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Vocabulary 
Origin French: métal.
Analogues  mineraly ~ vy ~ valovoka ~ varahina ~ varahimaitso ~ vifotsy ~ fanitso ~ firaka ~ firapotsy ~ firamainty ~ halimo ~ volavelona ~ volafotsy ~ volamena ~ andriamby ~ taimby

Updated on 2020/07/31