Entry | 1 firaka |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Chemistry |
Explanations in Malagasy |
4 Teny ilazana metaly roa samy hafa dia ny firapotsy, izay azo fisahina manify dia manify ka ampiasaina ho famonosan-kanina mora simba, ary ny firamainty, ampiasaina indrindra hanaovana tantirano. [1.1] |
Explanations in English |
5 Lead, pewter [Malay perak, silver?] [1.2] |
Explanations in French |
6 Nom générique du plomb et de l'étain, petits grains d'étain intercalés dans les tissus comme ornements. 7 Fig. fausse monnaie [1.3] 8 Nom générique du plomb firamainty et de l'étain firapotsy. [1.5] |
Examples |
9 firaka no nentin' ialahy, hoy i Naboto nihoraka. [2.117#] 10 Ny arindrano mirongo firaka tany aloha sy ny akanjo migalom-bolafotsy ankehitriny, i [2.346#43] 11 Izao re no bikako, izao no tarehiko : nony tanimanga aho dia notefena, nony firaka aho dia mba narendrika. [2.857#] 12 Tarsisa nifampivarotra taminao, tamin' ny hareny isan-karazany: volafotsy, vy, pira|fira-potsy amam-pira|fira-mainty, izay nataony vidin' ny entanao [2.996] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word firaka |
Tables and plates |
18 Periodic Table |
Anagrams | 19 Afrika, fikara, firaka, kafira |
Updated on 2024/08/31 |