Entry andriamby
Elementary words andriana ; -by (vy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tenan-javatra fahita any anatin' ny tany, manana hery manokana hanintona ny vy sy ny metaly sasantsasany [1.1]
 Karazana vy manana toetra misintona vy hafa [1.13]
Explanations in English Magnetic iron, a loadstone; a magnet [1.2]
 Magnet [1.7]
Explanations in French Aimant [1.5, 1.8]
 Aimant [1.13]
Examples 
1Ohatra ny andriamby nanintona ny masoko ilay izy. [2.4]
2Mbola miasa tsara ihany ilay andriamby manintona ny vehivavy eny aminy. [2.529]
3Nihevingevina toy ny fanjaitra akekezin'ny andriamby ny tovolahy noseraniny. [1.280]
Vocabulary 
Compound words 

Updated on 2023/11/21