Entry |
meloka
(heloka)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Tsy mahitsy fa mifeloka, vokoka: Vy meloka [1.1]
|
Explanations in English | Crooked [1.2, 1.7]
|
Explanations in French | Courbe [1.3, 1.8]
|
Examples | ny hazo meloka aza tambinana;
[2.69]
|
Derivatives |
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
meloka
(heloka)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Nahavita hadisoana lehibe: Olomeloka, [1.1]
|
Explanations in English | Guilty, criminal, sinful [1.2]
|
| Guilty [1.7]
|
Explanations in French | Coupable [1.3, 1.8]
|
Examples |
1 | Raha misy mandoro ny ala dia ataoko meloka.
[2.508]
|
2 | koa raha misy manao izany, ataoko namany ny meloka.
[2.654]
|
3 | Fa raha meloka amy ny heloka, dia atao tadimody, ary dia ny havana hiany no mamono azy.
[2.48]
|
|
Derivatives |
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
meloka
(heloka)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | [Bara]
tezitra
[1.78]
|
Explanations in English | Angry, displeased [1.2]
|
|
Entry |
Melòka
|
Part of speech | name (biblical)
|
Explanations in English | Malluch [2.996]
|
Explanations in French | Malluk [2.996]
|
Examples | Benjamina, Meloka, Samariasa;
[2.996]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Biblical quotes |
|