Entry mahameloka (meloka (heloka))
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French Qui rend courbe [1.3]
Proverbs 

Entry mahameloka (meloka (heloka))
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French Qui rend coupable [1.3]
Examples 
1fa raha misy mandiso izany, dia ataoko mahameloka. [2.654]
2fa raha manova izao dia ataoko mahadiso sy mahameloka anareo. [1.431]
3kanefa raha tsy mitondra mody izy, fa ny eran' ny vavany hiany no haniny eo, dia tsy mahameloka azy izany. [1.123]

Updated on 2023/02/23