Entry fanamelohana (meloka (heloka))
Part of speech noun
Explanations in French La courbure [1.3]

Entry fanamelohana (meloka (heloka))
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Filazana ho meloka araka ny didim-pitsarana; fanasaziana, sazy [1.1]
Explanations in French La culpabilité [1.3]
Examples 
1Ny fanamelohana an- tranomaizina mpanao gazety? [4.27]
2izay manohitra ny asany dia hahazo fanamelohana; [2.588]

Updated on 2023/02/23