Entry matsora (tsora)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Be rano, tsy marihitra, tsy madity: Matsora izany ro izany
Enti-milaza loko na volon-javatra mazavazava: Tiako ihany itý lamba mangamanga itý na dia matsora aza ny volony [1.1]
Explanations in English Liquid, watery, thin; cf. rihitra [1.7]
Explanations in French Liquide, fluide, cf. rihitra [1.8]
Examples 
1Matsora be izy izany, aoka aloha hasiana lafarinina, hoy i Mora. [2.442]
2Manga tanora ny erý lavidavitra, mandray ny lokon' ny lanitra manga matsora! [2.499]

Entry matsora
Part of speech noun
Explanations in French  [Sakalava, Tankarana] (probablement de soratra : écriture) On vendait des formules écrites en caractères arabes comme talismans jusqu'au 19e Siècle. Ce mot a pris le sens récent de : mauvais remède, remède de pacotille). [1.196]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2022/05/05