Entry rihitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tany leman-drano ametahana biriky sy ikambanany mafy tsara: Ny mpanao rihitra no manampy ny mpandrafi-biriky
¶ Ny maditidity amin' ny ranon-javatra: Tiako ny rihi-boangahazo [Rajemisa 1985]
 feta andraiketana vato na biriky [SLP 1986]
Explanations in English thickness of liquids, turbidness
¶ mortar made of liquid mud and sand [Richardson 1885]
Explanations in French liquide épais, gluant
¶ terre délayée dans l'eau et préparée en guise de mortier, pour crépir, pour agencer les briques [Abinal 1888]
 mortier. [Vocabulary: Economy: buildings, public works] [SLP 1986]
 (toute l'île). Liquides épais, visqueux et collants en particulier les empois obtenus en faisant cuire des produits amylacés. D'où l'adjectif marihitra : collant, gluant. On précise souvent l'origine de l'empois, par exemple : rihi-bary , rihi-mangahazo . Ce dernier nom s'emploie aussi pour l'eau de cuisson du manioc qui est épaisse et gluante (Malzac). [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Derivations 
Morphology 
rihitra
rihiny
rihi-
-drihitra
-drihiny
-drihi-
Compound words, titles, names 
Examples 
1Notaterina tamin' ny barikabe avy eny an' ony ny rano hanaovam-peta sy rihitra. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 115]
2Ary ny biriky na taony solom-bato, ary ny asfalta nataony solon-drihitra [Baiboly: 1.11.3]
Quotes 

Updated on 2020/07/31