Entry fanamasahana (masaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaovana izay hahamasaka, fanotrehana
¶ Fandinihana lalina: Ilana fanamasahana izany hevitrao izany [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31