Entry |
marin-drano
|
Elementary words | marin- (marina) ; rano |
Part of speech | locution
|
Explanations in Malagasy | Ny fitovizan-tantana tsy misy avo sy iva amin' ny vohon' ny rano monina Anambarana fa tena marina [1.1]
|
Explanations in English | Level like water [1.7]
|
Explanations in French | De niveau comme l'eau [1.8]
|
Examples |
1 | Vato mizana azo ahetsika (eo amin'ny 1 kilao eo) marina ny lanja raha mijanona marindrano tsara ny hazo
[2.424]
|
2 | Ny antoky ny loharanom-bola ilain' ny vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana hampandehanan-draharaha sy hanatontosany ny lahasam-pamokarana dia mametraka olana marindrano.
[4.27]
|
|
Compound words |
|
Proverbs |
|