Entry | marik > marika | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Soratra na sary milaza isa: Ataovy marika arabo fa tsy romanina Fanisana, fahaizana manisa: Mianatra marika ~ Manao marika Famantarana: Asiana marika ny lamban' ny kilasimandry Sary fanamarinana, porofo: Atolotray anao itỳ voninkazo itỳ ho mariky ny fankasitrahanay Fakan-tahaka, filamatra: Ity nomeko anao hatao marika, ka nahoana no novanao? Soritra: Ny batemy dia manisy marika tsy azo vonoina ao amin' ny fanahy [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | A sign or mark A plan or drawing Arithmetic [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | Signe ou marque [1.8] | |||||||||||||||
Examples |
| |||||||||||||||
Morphology |
| |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Phytonyms |
| |||||||||||||||
Origin | French: marque. | |||||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word marika | |||||||||||||||
Anagrams | kamary, kamira, karima, marika, mikara |