Entry (1/2) | 1 marèna |
Root | 2 marina |
Part of speech | 3 imperative of adjective marina [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Tanala]
mipetraha tsara |
Explanations in French |
5 [1.20] sois juste |
Examples |
6 Dia marena tokantrano, anaka. [2.346#49] 7 Fa aorian' izany kosa dia samy maka amin' izany rano ao anaty fitoerany izany avokoa- ny ao an-trano ka mamafy izany amin' izy roa, izay arahin-teny hoe: "marena an-tokantrano! [2.436#] |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 9 mareña |
Part of speech | 10 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
11 [1.78] [Tambahoaka]
ampitso |
Anagrams | 12 ameran, aneram, manare, manerà, manera, marena, mareña, marèna, menara, merana, namera, ramena |
Updated on 2023/08/20 |