Entry marena tokantrano (marina, tokana, trano)
Part of speech expression
Malagasy definition teny firariana atao amin' ny mpanambady vao mba ho tsara orina ny fanambadiany; firariana mba ho marina tsy ho voahozongozona ny fanambadiana [Rajemisa 1985]
English definition may your home life be true (a form in saluting newly married people) [Richardson 1885]
Vocabulary 

2014/07/24