Entry mankahala (hala)
Part of speech active verb
Malagasy definition Tsy tia mainty, manao hala volo; manan-kevitra hanisy ratsy: Mankahala an' io mpangalatra io ny mponina rehetra ~ Hitako famankahala ny zanako ianao
¶ Tsy tia, tsy mahazoazo: Mankahala ny ady ny olona tia fandriampahalemana
[Rajemisa 1985]
English definition to hate, to abhor [Richardson 1885]
 to hate [Hallanger 1973]
French definition haïr [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Morphology 
mankahala
nankahala
hankahala
mankahalà

Entry mankahalà (hala)
Part of speech imperative of active verb mankahala [full list]

2013/04/04