Entry |
manendy
(endy)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mahandro zavatra amin' ny menaka fa tsy amin' ny rano: Manendy akoho ao anaty vilany [1.1]
|
Explanations in English | To fry [1.7]
|
Explanations in French | Faire frire [1.8]
|
Examples | manam-boanjo ka tsy mba manendy
[2.131]
|
Morphology |
|
|
Entry |
Manendy
|
Part of speech | name (anthroponym)
|
Explanations in Malagasy | Anarana foko anankiray mpanao ny raharahan' ny Andriamanjaka fahiny [1.1]
|
Examples |
1 | Ny Manendy roa tonta, Anosivola sy Anativolo dia samy tarana-bazimba.
[2.508]
|
2 | Nisy tobin' ombin' andriana tany tamin' izany, namanan' ny Manendy maromaro izay hovalahy iray no nifehy azy.
[2.472]
|
|
Proverbs |
|