Entry endy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandrahoan-kanina maina tsy misy rano fa asiana menaka: Tsara endy ve ny hena, rankizy? [1.1]
Explanations in English Anything fried [1.7]
Explanations in French Friture, grillade [1.3, 1.8]
 Rôti, torréfaction [1.3]
Examples Hanina mantamanta rehefa avy nafanafanaina, atao lamolety, ahandroina amin' akorany, vakina fotsiny dia atao endy manta-manta. [2.332]
Vocabulary 
Derivatives 
 
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/06/21