Entry manendrom-bohitra
Elementary words manendro ; tendrombohitra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Mitsangantsangana eny an-tendrombohitra mba hanao firavoravoana, fa indrindra mba hanao fitondran-tena ratsy (voararan' ny lalàna mafy fahizay ny manendrombohitra nandritra ny fisaonana ny mpanjaka raha nisy mpanjaka niamboho) [1.1]
Proverbs 

Updated on 2023/10/20