Entry (1/3) | 1 tendro |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ny ilany ambony indrindra, ny tampony amin' ny zavatra iray lava na avo: Tapaho ny tendron' io tady io. / Misy sarin' akoholahy erỳ an-tendron' ny tranon-dakolosy [1.1] |
Explanations in English |
4 the tip, the top [1.7] |
Explanations in French |
5 sommet [1.8, 1.13] 6 bout [1.8] 7 La cime d'un arbre. On dit par exemple an-tendron'ny hazo : à la cime de l'arbre [Merina] [1.196] |
Examples |
8 eo amin' ny koranam-pifaliana iraisana no mifandray tendro izany. [2.313#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Entry (2/3) | 34 tendro |
Part of speech | 35 noun |
Explanations in Malagasy |
36 Mari-tsoratra fanao eo amin' ny zanatsoratra misy tsindrimpeo: lalàna 37 (tendry ?) Ilay mari-tsindrimpeo atao eo ambonin' ny tarehintsoratra a na i na o: à, ì, ò [1.1] |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 42 tendro |
Part of speech | 43 noun |
Explanations in French |
44 Nom donné aux fruits avortés ; mal formés. Par exemple : tendrom-boatelo (Dubois). [Betsileo]
[1.196] |
Vocabulary |
45 Botany |
Anagrams | 46 ndreto, tendro |
Updated on 2023/06/12 |