Entry manely tsaho (ely, tsaho)
Part of speech expression
Malagasy definition ¶ manaparitaka tsaho, mampiely honohono tsy voamarim-pototra
¶ mihono, manangan-tsaho, mamoron-tsaho, manao tsy liantsofina, manao fary mitety reny, ma-bolana ilalana [Rajemisa 1985]
Synonyms mampiely tsaho

2009/11/07