Entry manely (ely)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manaparitaka amin' ny toerana iray: Antsoy i Koto hanely ny vary amin' ny tsihy
¶ Manao izay hahalalan' ny olona, manaparitaka: Manely tsaho
Mitovy hevitra: mampiely. [Rajemisa 1985]
Morphology 
manely
nanely
hanely
maneleza
Compound words, titles, names 
Quotes 

2013/03/31