Entry tsaho
Part of speech noun
Malagasy definition Teny na resaka mandeha mitety hatrany, izay tsy mbola voafototra na marina na tsia; vaovao tsy fanta-pototra heno miely ombieny ombieny: Mandeha ny tsaho fa hody daholo, hono, ny Vazaha
Mitovy hevitra: fosafosa ~ honohono ~ ketsoketso ~ resaky ny olona ~ sahoa ~ siosio ~ tohono ~ tsahotsaho ~ vaovao [Rajemisa 1985]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Examples Tapa-bolana taorian' izay, nisy tsaho niely izay tsy fantatra ny niaviany: [Andraina: Mitaraina, page 110]

Updated on 2020/07/31