Entry manelanelana (elanelana (elana))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitoetra, mijoro eo ampovoany: Trano iray ihany no manelanelana ny tranonay
Mijoro eo afovoan' ny roa tonta ka afaka hitsara ny adiny satria tsy miray amin' itsy na iroa: Nanelanelana azy ireo aho tamin' ny ady nataony [1.1]
Morphology 
Present : manelanelana
Past : nanelanelana
Future : hanelanelana
Imperative : manelanena
Compound words 

Entry manelanelàna (elanelana (elana))
Part of speech imperative of active verb manelanelana [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Updated on 2023/01/20