Entry mandrava (rava)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manimba, mandevona, manongotra: Nandrava ny tanànan' i Toamasina ilay rivo-doza tamin' ny 3 marsa 1927
¶ hevitra an' ohatra: Ny ahiahy mazàna mandrava fihavanana
¶ Mamaha, manasaratsaraka: Mandrava fiarakodia
¶ Mandefa, manaparitaka, mampihahaka: Ny orana no nandrava ny mpivory. [Rajemisa 1985]
English definition to ruin, to destroy; to tear down; to dismiss a meeting [Hallanger 1973]
French definition ruiner, démolir; lever une séance, une réunion [Hallanger 1974]
Morphology 
mandrava
nandrava
handrava
mandravà
Compound words, titles, names 
Examples Ary rahefa vita ny vaky volo dia mandrava trano izay atao lapa hamorana. [Callet: Tantara, page 81]
Quotes 

Entry mandravà (rava)
Part of speech imperative of active verb mandrava [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]

2013/03/27