|
|
|
|

Index

Proverbs : mandrava

Proverb 1Aza mandrava efa hoatry ny voalavo. [2.415 #2350]
Mandrava efa ohatra ny voalavo. [1.1]
Malagasy interpretationIlazanaireo olona manimbanimba ny zavatra tsara, manakorontana ny efa milamina. [1.1]
French translationNe soyez pas comme les rats qui déchirent et qui dégradent tout. [2.415 #2350]
French interpretationSe disait des dissipateurs gaspillant tout. [2.415 #2350]

Proverb 2Aza mandrava trano mafy, ka mitady izay romoromony hataina. [2.165 #694]
Aza mandrava trano mafy ka mitady ny romoromony hataina. [2.558 #671]
Mandrava trano mafy, ka mitady izay romoromony hataina. [2.415]
Mandrava trano mafy, ka mitady izay sombintsombiny hataina. [2.415]
Mandrava trano mafy : mitady izay romoromony hataina. [2.558 #2075]
Mandrava trano mafy: mitady izay romorotnony hataina. [2.653]
Mandrava trano mafy: mitady izay sombintsombiny hataina. [2.653]
French translationGens qui renversent une maison solide et en cherchent les morceaux pour servir de bois à brûler. [2.415 #2389]
Ne détruisez pas une maison solide pour avoir quelque chose à brûler. [2.165]
French interpretationSe disait des gens qui dissipaient l'héritage des ancêtres, et de ceux qui abandonnaient une bonne affaire pour se lancer dans de mauvaises. [2.415 #2389]

Proverb 3Kotroka adalo ka any aoriana mandrava farihy. [2.558 #1664]

Proverb 4Mandrava laharana, mandrava sivana. [1.1]
Malagasy interpretationManakorontan-javatra, tsy mahay mandamina fa mampisaritaka. [1.1]

Proverb 5Tranon-takatra : izay mandrava aloha no boka. [2.415 #116, 2.653 #3271]
Tranon-takatra, ka izay mandrava aloha no boka. [2.558 #282]
Tranon-takatra, ka izay mandrava azy aloha no boka. [2.165]
French translationLe nid du "takatra" : celui qui commence à le détruire devient lépreux. [2.165]
Nid de takatra : celui qui le premier le démolit devient lépreux. C. [2.415 #116]
French interpretationC' était une croyance superstitieuse très enracinée. [2.415]

Proverb 6Tsy mba mpanombika mandrava soro-kena akory ivadinao, fa dia ny miara-mameno raha maty antoka. [2.415 #1343]
French translationLa femme n' est pas comme un ramasseur de morceaux qui abîme la viande pour avoir des morceaux, mais au contraire elle aide son mari à se refaire quand il a subi une perte. [2.415 #1343]

Index