Entry manao alasafay (tao, ala, safay)
Part of speech expression
Malagasy definition Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! nanao alasafay fotsiny ianao fa tsy tena namafa [Rajemisa 1985]
English definition to trifle, to act perfunctorily, to do a thing for mere appearance's sake. [Richardson 1885]
Synonyms miala safay ~ misafay

Updated on 2009/02/23