Entry | 1 misafay |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] (manaoalasafay no fampiasa matetika indrindra) Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! nisafay fotsiny ianao fa tsy tena namafa |
Root | 4 safay |
Morphology |
|
Synonyms | 8 miala safay, manao alasafay |
Anagrams | 9 FISAMIA, misafay, misafia |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |