|
|
|
|

Entry (1/2)1  mananontanona
Root  2  tanontanona
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mipetraka kamokamo eo akaikin' olona ka tsy manao na inona na inona fa mijerijery fotsiny eo: Mananontanon-dava eo akaikiko io adala io
5  Manatona, mampatahotra, mila hamely: Misy loza mananontanona azy [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Analogs  10  1.1=mandindona=manandindondindona=mandondona=manombana=manaloka=mitatao=manindry=azo tsindry mandry

Entry (2/2)11  mananontanòna
Root  12  tanontanona
Part of speech  13  imperative of active verb mananontanona
Explanations in Malagasy  14  [1.1]
Explanations in French  15  [1.3]
Tables and plates  16  All the active imperatives

Anagrams  17  mananontanona, mananontanòna, mananontanona, mananontanòna

Updated on 2023/01/20