Entry manaloka (aloka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manome aloka, miaro amin' ny hainandro: Mikisaha etsy avaratra fa bey misy manaloka anao eo amin' ny misy anao eo
¶ Mampahamaizina: Arodany io rindrina io fa manaloka be ihany
¶ Manakona ny voninahitra ka mampihena ny fahefana: Betsaka ny andriana ambony novonoin-dRanavalona reniny fa natahorany hanaloka azy [Rajemisa 1985]
English definition to cast a shadow; to cover so as to afford shelter; to obscure from the light. [Richardson 1885]
 to cast a shadow on ; to protect [Hallanger 1973]
French definition ombrager; obscurcir ; abriter [Hallanger 1974]
Morphology 
manaloka
nanaloka
hanaloka
manalofa

Entry manaloka
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Tambahoaka] manonofy ny olo-maty [Rakotosaona 1972]

2012/06/21