Entry | manafin > manafina (afina) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mametraka zavatra amin' ny toerana tsy hahitana azy; manitrika: Manafina vola Mampiery: Miray tetika amin' ny olon-dratsy izay manafina azy Tsy mampiseho ety ivelany: Mahay manafina ny alahelony io vehivavy io Manarona, manakona: Tsy tsara ny manafina ny marina. / Nisy rahona nanafina ny volana indrindra tamin' izay Mandevina (mpanjaka): Tamin' ny alina no nanafenana ny masina. [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To hide anything, to conceal anything; to bury a deceased sovereign. [1.2] | ||||||||
To conceal [1.7] | |||||||||
Explanations in French | Cacher [1.3, 1.8, 1.5] | ||||||||
Receler [1.3] | |||||||||
Garder le secret Fig. ensevelir les souverains [full text in 1.3, 1.5] | |||||||||
Examples |
| ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word manafina | ||||||||
Anagrams | fanimana, manafina |