Entry manafintohina (tafintohina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao izay mahatezitra: Manafintohina mihitsy io zaza io
Manao toetra tsy mendrika kamitarika ny hafa hanao toy izany: Loza ho an' izay manafintohina ny zaza madinika [1.1]
Explanations in English To trip; to give offense [1.7]
Explanations in French Faire broncher, faire trébucher, faire faire un faux pas
Scandaliser, irriter [1.3]
 Faire broncher; scandaliser [1.8]
Examples 
1Tsy sahy anefa, sao manafintohina olona. [2.4]
2Tsy hanao fitafiana elatr' angidina manafintohina. [1.262]
3Tsy mahalala tsy tiana fa misisitsisika manafintohina. [2.643]
Morphology 
Present : manafintohina
Past : nanafintohina
Future : hanafintohina
Imperative : manafintohìna

Entry manafintohìna (tafintohina (tohina))
Part of speech imperative of active verb manafintohina [full list]

Updated on 2023/01/20