|
|
|
|

Entry1  manafin-tavy
Elementary words  2 manafina, 3 tavy
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 enti-milaza ny biby ompiana izay tsy dia hita ho matavy ety ivelany, fa rehefa rasaina vao hita [1.1]

Updated on 2025/09/12