Entry mampilafila (filafila)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mampitamby; manaiky hanome na hanao dia mandà, manaiky indray dia mandà: Aza mampilafila tahaka izao ianao, fa rehefatsy hanome dia milazà tsotra [Rajemisa 1985]
English definition to give away a thing and then to retain it, to agree to a thing and to refuse immediately. [Richardson 1885]
French definition tenir le bec dans l'eau, promettre et se dédire [Abinal 1888]
Morphology 
mampilafila
nampilafila
hampilafila
mampilafilà
Synonyms mamilafila ~ mampifilafila

Entry mampilafilà (filafila)
Part of speech imperative of active verb mampilafila [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2014/10/09