Entry mamilafila (filafila)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mampitamby; manaiky hanome na hanao dia mandà, manaiky indray dia mandà: Aza mamilafila tahaka izao ianao, fa rehefatsy hanome dia milazà tsotra [Rajemisa 1985]
French definition promettre et se dédire [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
 tenir le bec dans l'eau [Abinal 1888]
Morphology 
mamilafila
namilafila
hamilafila
Synonyms mampifilafila ~ mampilafila
Examples nahoana no miseho kely dia lasa
ka mamilafila ny tia?
[Fox: Hainteny, number 182]
Quotes 

2014/10/09