Entry mampifilafila (filafila)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mampitamby; manaiky hanome na hanao dia mandà, manaiky indray dia mandà: Aza mampifilafila tahaka izao ianao, fa rehefa tsy hanome dia milazà tsotra [1.1]
Explanations in French Promettre et se dédire [1.5]
Examples 
1Nahoana no omaly mampitamby sy mampifilafila, ka anio ihany dia mifona sy milela-paladia? [1.282]
2Ka dia ny mihenjana amin' avona no lalàm-pitondrantena mety, hoy ny sasany, tsy mihontsona amin' izay satan' ny tany mampifilafila, miandry izay hitranga na inona na inona toa ny " vatolampy ampy handihizan' ny varatra. [2.296]
Morphology 
Present : mampifilafila
Past : nampifilafila
Future : hampifilafila
Imperative : mampifilafilà
Synonyms mamilafila ~ mampilafila

Entry mampifilafilà (filafila)
Part of speech imperative of active verb mampifilafila [full list]

Updated on 2023/01/20