Entry | 1 mamerovero |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] mandrara-pofona manitra: Voninkazo mamerovero malaza |
Explanations in French |
4 [1.3#829, 1.196] être odoriférant 5 [1.3#829] , répandre une bonne odeur: Mamerovero ireo vonindraozy ireo (Ces roses répandent d’agréables parfums) figuré: être célèbre 6 [1.196] répandre une odeur agréable Figuré: être célèbre, respecté |
Examples |
7 [1.299#] Raha jejo loha ny any, Izahay kely ihany fa mamerovero. 8 [2.528#] Mbola henoko mamerovero eny anaty habakabak'i Menabe ny ampahan' ny fofonain' ilay mpanjakako. 9 [2.69#] Ny rambiazina no mamerovero an-tanety, ny tongolo no manitra voasary, ary ny tsaika no manitra an-ala. |
Root | 10 verovero |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word mamerovero |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |