Entry maim-bohon-dravina (maina, voho, ravina)
Part of speech expression
Malagasy definition ny fotoana vao maraina, alohan' ny vaky masoandro, izay efa misy hafanana kely mahamaina ny vohon' ny ravina vao nisy ranonando [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Quotes 

Updated on 2020/07/31