Entry | 1 mahita volana alohan' i Habiby |
Elementary words | 2 mahita, volana, aloha |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] milaza habobo (ninoan' ny Ntaolo fa raha vao tsinana ny volana dia hitan' i Habiby mpisikidy, fa ny olona tsotra kosa tsy mahita azy raha tsy efa tainan-kateloana: koa izay milaza ho mahita volana alohan' i Habiby dia nataony ho mpilaza habobo daholo. Misy endrika hafa omena an' io fitenenana io koa anefa, dia ny hoe: "Mahita volana alohan' ny biby" satria ninoan' ny Ntaolo amin' ny fandinihana ny biby, hono, fa raha vao tsinana indroa andro ny volana dia efa hitan' ny biby sahady) |
Other spellings | 5 mahitavolanaalohannybiby |
Updated on 2024/12/26 |
![]() |