Entry mahita volana alohan' ny biby
Elementary words mahita ; volana ; aloha ; biby
Part of speech locution
Explanations in Malagasy (ny andro roa voalohany ahatsinanan' ny volana dia noheverin' ny Ntaolo fa ny biby ihany no mbola mahita azy) ny olona tondroina amin' io teny io dia mety hiditra amin' ny sokajiny roa: na ireo heverina ho kinga sy mahay noho ny hafa na ireo miteniteny foana [1.1]
Other spellings 

Updated on 2023/01/01