Entry (1/2) | 1 maharitra |
Root | 2 ritra |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in French |
4 qui peut tarir, dessécher, évaporer, exterminer [1.3] |
Entry (2/2) | 5 maharitra |
Root | 6 aritra |
Part of speech | 7 active verb or adjective |
Explanations in Malagasy |
8 Mateza: Maharitra itony fiarakodia itony raha voakarakara tsara 9 Mikiry, mikikitra: Maharitra amin' ny fikarohana ny olo-mahay 10 Mijanona ela any amin' ny aleha: Nahoana no naharitra tany an-tsena Ise? [1.1] |
Explanations in English |
11 to endure, to persevere [1.2, 1.7] 12 to be capable of enduring [1.2] 13 to bear, to carry on; to last [1.7] |
Explanations in French |
14 endurer, durer [1.3, 1.8] 15 persévérer, être constant, rester [1.3] 16 supporter [1.8] 17 permanent, durable [1.13] |
Morphology |
|
Analogs | 22 Miaritra, mihafy, mahatanty, mahari-po, mahari-pery, mandefitra, miangidy, manaraka ny onjany, tsy fola-mandefitra |
Compound words |
|
Anagrams | 27 maharitra, mahiratra, miharatra |
Updated on 2024/09/02 |