Entry loharano (loha, rano)
Part of speech noun
Malagasy definition Rano miboiboika avy ao anaty tany, izay rano avy amin' ny ranonorana naninteraka tany anaty tany ka mipoitra indray avy eo; ny loharano rehefa mitambatambatra amin' ny hafa no tonga sakeli-drano, dia renirano ary ony: Ao anaty lobolobo ao misy loharano
¶ Fototra iandohana, iavian' ny zavatra iray: Andriamanitra no loharanon' ny soa rehetra / Ny fianarana no loharano ipoiran' ny fandrosoana [Rajemisa 1985]
English definition a spring of water [Hallanger 1973]
French definition source [Hallanger 1974]
Compound words, titles, names 
Examples ka gaga Andrianampoinimerina raha vao nahita ny loharano tao Manohilahy [Callet: Tantara, page 606]
Quotes 

Entry Loharano
Part of speech name (book or play title)
Subtitle T7
Author Rabemiza Basile; Randrianasolo Joseph Labre; Rakotonjanahary Benoît; Randriambololona André; Razanamanana Marie Jeanne; Randrianirinasoa Jean Hippolyte
Publishings 1996. Ambozontany. Width: 15cm. Height: 22cm. Pages: 191. Analamahitsy.
Tables and plates All the titles

Entry Loharano
Part of speech name (book or play title)
Subtitle T8
Author Rakotonjanahary Benoît; Randrianasolo Joseph Labre; Razanamanana Marie Jeanne; Rabemiza Basile; Randrianirinasoa Jean Hippolyte; Randriambololona André; Ralambozafy Jean
Publishings 1987. Ambozontany. Width: 15cm. Height: 22cm. Pages: 192. Fianarantsoa.
Tables and plates All the titles

Entry Loharano
Part of speech name (book or play title)
Subtitle T9
Author Randriambololona André; Rabenandrasana Alfred; Randrianasolo Joseph Labre; Rafaralahimboa Henriette; Ralambozafy Jean; Rakotonjanahary Benoît; Rabemiza Basile
Publishings 1988. Ambozontany. Width: 15cm. Height: 22cm. Pages: 152. Fianarantsoa.
Tables and plates All the titles

Entry Loharano (loha, rano)
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Toponymy loha, rano

Updated on 2020/03/19