Entry liombavy (liona, vavy)
Part of speech noun
Vocabulary 
Examples 
1hoy ny liombavy nitraka fa tsy nitodika tany amin-dRalehilahy. [Andriamalala: Zazavavindrano, page 14]
2Mamitsaka, mandry toy ny liona izy, Ary toy ny liombavy, ka iza no hanaitra azy? [Randzavola: Baiboly, page 376]

Updated on 2020/07/31