|
|
|
|

Entry (1/4) 1  leo
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Enti-milaza olona tsy tia zavatra iray, izay nihinanany betsaka loatra ka nahatonga azy tsy te hiherika azy intsony: Leom-boanjo aho izany
4 Mamo: Leon-drongony ny anao lahy ka miteniteny foana [1.1]
Explanations in English  5 has had enough and too much; disgusted
6 drunk [1.7]
Explanations in French  7 qui en a assez; dégoûté [1.3#4011.8]
8 ivre [1.3#4011.8]
9 indisposé par un narcotique [1.3#4011.8]
10 qui n'en veut plus
11 assoupi, étourdi [1.3#401]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
Derivatives 
Active verbs :
Synonyms  17 leony
Analogs  18  afapo, 19  boboka, 20  boboka, 21  disaka, 22  lamoka, 23  lao, 24  leom-boananana, 25  lotika, 26  malikiliky, 27  malilo, 28  mamo, 29  monaina, 30  monamonaina, 31  tala, 32  tofoka, 33  tofoka, 34  tohina, 35  tola, 36  tsy tia hiherika, 37  tsy tia mainty, 38  tsy tia mololo, 39  tsy tia veroka, 40  tsy tia vovoka, 41  tsy tia zava-boribory
Combinations  42  5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word leo
Proverbs  43  Proverbs containing that word

Entry (2/4) 44  leo
Part of speech  45  adjective
Explanations in Malagasy  46 (matetika tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy") Tanty, zaka, azo zakaina, azo leferina: Tsy leoko ny ataonao ka handeha aho
47 Azo toherina, resy: Tsy leon' ny vato ny riaka [1.1]
Explanations in English  48 equalled, matched, overcome [1.2]
49 borne, sustained [1.2, 1.7]
Explanations in French  50 supportable, à quoi on peut résister, qu'on peut surmonter ou vaincre:
51 Tsy leoko ny ataonareo (Je ne puis supporter ce que vous faites) ~ Tsy leoko ny herin' ny hainandro (Je ne puis supporter la violence du soleil) [1.3#401]
52 supporté [1.8]
Derivatives 
Relative verbs :
Nouns :
Combinations  56  7 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word leo

Entry (3/4) 57  leo
Part of speech  58  noun
Explanations in Malagasy  59 [Bara+Tanosy] laona [1.78]

Entry (4/4) 60  leo
Part of speech  61  adverb [Full list]
Explanations in English  62 [Provincial] to-day [1.2#390]
Vocabulary  63  Time

Anagrams  64 elo, leo, 65 ole

Updated on 2026/04/21