Entry leony (leo, leoka, leona, leotra, -ny)
Part of speech noun leo and leoka and leona and leotra and pronoun

Entry leony (leo, -ny)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Enti-milaza olona tsy tia zavatra iray, izay nihinanany betsaka loatra ka nahatonga azy tsy te hiherika azy intsony: Leom-boanjo aho izany
Tofoka, boboka, tohina, tola
Mamo: Leon-drongony ny anao lahy ka miteniteny foana
Monaina (monamonaina), mamo, disaka, afapo, lamoka, boboka, tofoka, malilo, tala, malikiliky, lotika, lao, tsy tia hiherika, tsy tia veroka, tsy tia vovoka, tsy tia mainty, leom-boananana, tsy tia zava-boribory, tsy tia mololo [1.1]
Explanations in English Has had enough and too much; disgusted; drunk ; borne, sustained; [1.7]
Explanations in French Qui en a assez; dégoûté; ivre; supporté [1.8]
Examples 
1izay homa-manta no ho leony. [1.437]
2Leony dia leony mihitsy ka niala. [2.285]
3Tsy hiringiringy ho potraka, tsy hioty manta ho leony fa hioty masaka ho voky. [2.346]
Derivatives 
Synonyms leo

Anagrams 

Updated on 2021/07/23