|
|
|
|

Entry (1/2)1  lavo
Root  2  la
Part of speech  3  imperative of passive verb lavina [Full list]
Explanations in English  4  [1.2] lavina

Entry (2/2)5  lavo
Part of speech  6  adjective
Explanations in Malagasy  7  [1.78] [Tanala] mianjera, potraka
8  [1.1] Potraka: Nibolisatra izy ka lavo
Voazera amin' ny tany: Tolona amin' ny sakaiza tiana; aleo lavony toy izay mahalavo azy
Resy: Niady hevitra izahay roa lahy ka lavony aho
Maty (an-doka): Niloka tamin' ny ady baolina izahay ka lavoko ariary efapolo izy.
Explanations in English  9  [1.2] fallen. Applied mostly to living things; fig. lucky
10  [1.7] fallen
Explanations in French  11  [1.8] tombé, déchu
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
14  Relative verbs :
15  Names :
16  Adjectives :
Analogs  17  potraka, tsirara, mitsinkasina, mianjera, miongana
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  31  Proverbs containing the word lavo

Anagrams  32  lavo, lova, valo, vola

Updated on 2023/10/17