Entry alavo (lavo)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Azera amin' ny tany, apotraka [1.1]
Explanations in English To be thrown down [1.2]
 To be thrown down, to be felled [1.7]
Explanations in French Qu'on fait tomber (à partir d'une position debout) [1.8]
Examples 
1Alavo asiana marika, nefa tsy ilana mahazaka. [1.437]
2Alavo ny omby, dia manomana sakafo ny vehivavy rehetra. [2.245]
3ary raha afaka ireo, dia alaina ny omby kasira, ka alavo velona, dia tatahana ny ravin-tsofiny ankavanana, dia entina ny ody handíka ny omby; [2.857]
Morphology 
Present : alavo, alavoko, alavonao, alavony, alavontsika, alavonay, alavonareo, alavon', alavon-, alavom-
Past : nalavo, nalavoko, nalavonao, nalavony, nalavontsika, nalavonay, nalavonareo, nalavon', nalavon-, nalavom-
Future : halavo, halavoko, halavonao, halavony, halavontsika, halavonay, halavonareo, halavon', halavon-, halavom-
Imperative : alavoy

Anagrams 

Updated on 2023/01/20