| Entry | 1 lahatra |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fitohitohizan-javatra na olona manaraka tsipika iray; fametrahan-javatra na olona mihitsy tomandavana: Tsara lahatra ny boky eto ambony latabatra izany
4 Lamina, fandaminan-javatra: Tsara lahatra ny kilalao tamin' ny lanonana 26 Jiona 5 Firindra, filazan-javatra milamina mifanaraka tsara: Tsy ilaina ny kabary tsara lahatra fa poaka aty 6 Fitondran' Andriamanitra na ny vintana mihatra amin' ny olombelona: Izao no lahatra ka atao ahoana? [1.1] |
| Explanations in English |
7 order; ranks; fate
[1.7] |
| Explanations in French |
8 arrangement
[1.3, 1.7] 9 rang, ordre [1.3#370, 1.8] 10 alignement, organisation, arrangement, discours: Tsara lahatra ny boky (Les livres sont bien rangés) ~ Tsara lahatra ny mpianatra (Les élèves sont bien alignés) ~ Tsara lahatra ny nanaovany izany raharaha izany (Il a bien organisé ce travail) [1.3#370] 11 destin [1.8] 12 destinée [1.66] |
| Examples |
13 Ramielovola Ramielovoahangy / ny nifiny dia vato lahatra / ny tanany dia vanim-bero / ataonao ho trandraka anaty voaroy ve aho Randriamatoa?
[2.131]
14 Ary na dia manaiky aza hianao, ka tsy lahatra, ho tanteraka aiza, ka afaka ny tsiny? [2.324] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| All compound words | 37 29 combinations of that word |
| Proverbs | 38 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 39 halatra, lahatra |
| Updated on 2025/12/08 |
|